|
|
|
|

Entrée1  tapenaka
Partie du discours  2  nom
Explications en malgache  3  Ny tapany ambony amin' ny rindrin' ny sakantrano, izay atao telozoro, ka ny lohany maranitra ambony no atao hipetrahan' ny vovonana, ary dia io tendrony maranitra io no atao hoe lohatapenaka [1.1]
Explications en anglais  4  the gable of a house [1.7]
Explications en français  5  pignon d'une maison [1.8]
Tous les mots composés 
Vocabulaire  8  Economie: bâtiments, travaux publics
Proverbes  9  Proverbes contenant le mot tapenaka

Anagrammes  10 napetaka, 11 panatake, 12 tapenaka

Mis à jour le 2025/09/12