|
|
|
|

Entrée1  taperina
Radical  2 tapitra
Partie du discours  3  verbe passif
Explications en malgache  4 Vitaina, faranana: Tapero izato resakareo fa efa alina ny andro.
5 Lanina: Notaperin' ny saka lahy ny ronono.
6 (Vola) Aloa daholo tsy asiana sisa mijanona: Hotaperiko amin' ny herinandro ambony ny volanao. [1.1]
Explications en anglais  7 to be ended, to be finished, to be used up. [1.7]
Explications en français  8 Qu'on termine. [1.3, 1.8]
9 Qu’on complète, qu' on accomplit. [1.3]
10 qu'on épuise. [1.8]
Exemples  11  ka tsy azo taperina amy ny soratra avokoa ny loza nanjo [2.59]
12  taperina tetezina atao eo daholo rehefa dihy fanao taloha. [2.245]
Morphologie 
13  Présent :
14  Passé :
15  Futur :
16  Impératif :

Mis à jour le 2025/09/12