Entrée tara
Partie du discours   nom
Définition malgache   [Sihanaka] hatsiaka [Rakotosaona 1972]

Entrée tara
Partie du discours   nom
Définition malgache   [Tanosy] zaran'angady, antsy, ets.. [Rakotosaona 1972]

Entrée tara
Partie du discours   nom
Définition malgache   [Taisaka] fandinihina mafy [Rakotosaona 1972]

Entrée tara
Partie du discours   nom
Définition malgache   Zavatra mainty madity azo avy amin' ny fisitiliana arintany, fantatra indrindra amin' ny anarana hoe godorao [Rajemisa 1985]
Définition française   goudron [SLP: Voambolana]
Vocabulaire  
Origine   Anglais: tar.
Synonymes   godorao

Entrée tara
Partie du discours   adjectif
Définition malgache   diso fidirana, tsy tonga amin' ny fotoana fidirana: Sazin' ny mpampianatra izay mpianatra tara
¶ tratra aoriana: Tara be ny zanakao raha 15 taona izy nefa mbola vao T5 ihany [Rajemisa 1985]
Origine   Français: tard.

Mis à jour le 2016/03/13