Entrée | taranja | |||
Partie du discours | nom | |||
Explications en malgache | Ny singam-pampianarana atrehin' ny mpianatra ao an-tsekoly: Manavanana azy kokoa ny taranja malagasy noho ny anglisy [1.62] | |||
Explications en français | Matière, discipline [1.13] | |||
Vocabulaire | Education | |||
Mots composés |
| |||
Entrée | taranja | |||
Partie du discours | nom | |||
Explications en malgache | Taho na vahatra maniry mandry anaty tany [1.13] | |||
Explications en français | Rhizome [1.13] | |||
Vocabulaire | Botanique: (en général) | |||
Synonymes | rizôma | |||
Mis à jour le 2023/08/27 |