Entrée tarazo
Partie du discours   nom
Définition malgache   Toetran' ny zavatra mihantona mikiraviravy, toy ny voankazo
¶ Teny na kabary na raharaha maharitra, tsy tapaka, na dia azo faranana vetivety aza
¶ Taranaka efa lavitra elanelana aty aoriana, taranaka mifandimby mitohy hatrany [Rajemisa 1985]
Définition française   état d'une chose suspendue, comme le baromètre, les fruits
¶ paroles, discours, affaires qui traînent en longueur; un fait, une action qui passe en habitude, qui fait usage [Abinal 1888]
Mots composés, titres, noms  

Entrée tarazo
Partie du discours   nom ou adjectif
Définition malgache   [Sihanaka] fomba na talenta na kilema nolovana [Rakotosaona 1972]
   Zavatra efa lasa fahazarana ka mety ho tonga fomba mihitsy: Efa lasa tarazo ity fanaon' ny ankizy mifoka sigara mbola kely ity [Rajemisa 1985]
Définition anglaise   hereditary [Richardson 1885]

Entrée tarazo
Partie du discours   nom
Définition malgache   [Taisaka] karazan-taovolo na randrana [Rakotosaona 1972]
Vocabulaire  

Entrée tarazo
Partie du discours   nom
Définition malgache   toetra nolovana hita ao amin'ny krômôzôma [SLP: Voambolana]
Définition française   hérédité, génotype; patrimoine héréditaire [SLP: Voambolana]
Vocabulaire  
Synonymes   zenôtipa
Mots composés, titres, noms  

Entrée tarazo
Partie du discours   adjectif
Dérivations  

2014/09/02