Entrée | tarigetra | |
Partie du discours | nom | |
Explications en malgache | Zavatra boribory fisaka toy ny vola izay apetraka lavitra hizarana mitifitra Zavatra na biby na olona kendrena hasiana Filamatra na foto-kevitra kendrena hotratrarina: "Vita haingana sady tsara" no tarigetran' ity trano fandrafetana ity [1.1] | |
Filamatra na foto-kevitra kendrena hotratrarina [1.13] | ||
Explications en français | Idéal [1.13] | |
Origine | Anglais: target. | |
Mis à jour le 2020/07/31 |