Entrée tatà
Partie du discours   nom
Définition malgache   [Mahafaly] alafady [Rakotosaona 1972]

Entrée tata
Partie du discours   nom
Définition malgache   [Taisaka] fandraisan-javatra avy ao amin'ny fanambaniny [Rakotosaona 1972]

Entrée tata
Partie du discours   nom
Définition anglaise   root of tataina [Richardson 1885]
Dérivations  

Entrée tata
Partie du discours   nom
Définition malgache   [Bara] tsodrano, saodrazana, fiantsoana ny razana [Rakotosaona 1972]
   [Mahafaly] tsodrano [Rakotosaona 1972]

Entrée tata
Partie du discours   nom
Définition malgache   [Bara] fivavahan'ny jentilisa [Rakotosaona 1972]

2014/09/03