Entrée tatahana (tataka)
Partie du discours verbe passif
Explications en malgache Didiana na rovitina manaraka ny lavany: Notatahan' ny ankizy ny kibon' ny tanalahy
Asiana loaka na banga na tatatra: Notatahan' ny fokonolona haingana tao Ananona ny rano fa efa saiky vaky ny fefiloha [1.1]
Explications en anglais To be slit open [1.7]
Explications en français Qu'on fend, qu'on entaille en longueur [1.8]
Morphologie 
Présent : tatahana, tatahako, tatahanao, tatahany, tatahantsika, tatahanay, tatahanareo, tatahan', tatahan-, tataham-, tataha-
Passé : notatahana, notatahako, notatahanao, notatahany, notatahantsika, notatahanay, notatahanareo, notatahan', notatahan-, notataham-, notataha-
Futur : hotatahana, hotatahako, hotatahanao, hotatahany, hotatahantsika, hotatahanay, hotatahanareo, hotatahan', hotatahan-, hotataham-, hotataha-
Impératif : tataho

Mis à jour le 2023/01/20