Entrée tavo
Partie du discours   nom
Définition malgache   Fofon-jabora manta: Maimbo tavo ny volon' io vehivavy io [Rajemisa 1985]

Entrée tavo
Partie du discours   nom
Définition malgache   menaka avy amin'ny fihary taova manamando ny dromatsy sy ny hoditra [SLP: Voambolana]
Définition française   sébum [SLP: Voambolana]
Vocabulaire  

Entrée tavo
Partie du discours   nom
Définition malgache   [Bezanozano] voatavo [Rakotosaona 1972]
Vocabulaire  

2012/09/12