Entrée te-
Partie du discours   particule [liste]
Définition malgache   Fanafohezana ny "Tia", izay apetraka eo alohan' ny matoanteny milaza fanirianahanao ilay asa lazain' ny matoanteny, ka ny ta no ampiasaina raha manomboka amin' ny Ha ny milaza ny ho avin' ilay matoanteny ary ny Te raha manomboka amin' ny i: Ta hatory, Te hisotro, Te hody [Rajemisa 1985]
Traduction anglaise   a contraction of the verb Tia, which is joined to verbs in the future tense, as: te-hijery: to wish to look [Richardson 1885]
   prefix, a contraction of tia, to love; used before other verbs, as : te-hijery: to want to look [Hallanger 1973]
Traduction française   préfixe, abréviation de tia, aimer; se met devant le futur des verbes; ex.: te-hijery: vouloir regarder [Hallanger 1974]
Morphologie  
tia
ta-
te-
ti-
Analogie   ta- ~ ti-

Entrée te
Partie du discours   pronom [liste]
Traduction française   ise, ialahy; indry, indriako, itena: [...] [texte complet dans Rakotonaivo 1993]

Entrée Te
Partie du discours   nom (symbole)
Traduction malgache   Singa mivaingana, faha-52 amin'ny firaketan'i Mendeleiev. [3.1]
Traduction anglaise   Tellurium. [3.1]
Traduction française   Tellure. [3.1]
Vocabulaire  

Mis à jour le 2012/09/12