|
|
|
|

Entrée (1/2)1  tena
Partie du discours  2  nom
Explications en malgache  3 vatana [Taisaka] [1.78]
4 Ilazana ny olona raha miteny momba azy ihany na manao asa ho azy ihany izy: Mihevi-tena ho tapi-pahaizana Rangahy io ~ Namono tena, hono, Rabe ~ Tsy naniraka olona izy fa ny tenany mihitsy no tonga
5 Ny vatana: Mararirary be ihany ny tenako rehetra
6 Ny maha-izy ny zavatra iray; ny votoatin-javatra iray: Azo sarahina roa ny tenan' ny rano [1.1]
Explications en anglais  7 the self; the very thing; the body [1.7]
Explications en français  8 soi-même; le corps; la chose même [1.8]
Morphologie 
9  Simple :
Dérivés 
Verbes actifs :
Noms :
Tous les mots composés  13  115 combinaisons de ce mot
Proverbes  14  Proverbes contenant ce mot

Entrée (2/2)15  tena
Partie du discours  16  adjectif
Explications en malgache  17 Tokoa, marina, mihitsy: Tena volamena ity fa tsy ankosotra akory [1.1]
Tous les mots composés  18 tena izy tokoa

Anagrammes  19 enta, 20 tañe, tane, tena

Mis à jour le 2025/11/20