| Entrée | 1 tendry |
| Partie du discours | 2 nom |
| Explications en malgache |
3 Fikasihana kely zavatra
4 Fikasihana zavamaneno mba hamoahany feo: 5 Tendry valiha 6 Fihinanana zavatra kely 7 Teny na didy manondro olona hanao zavatra, na manondro ny zavatra hataony na ny toerana halehany: 8 Tendry avy amin' ny lehibe izany 9 Fanondroana avy amin' Andriamanitra mahatonga ny olombelona hiharan' izao sy izao: 10 Ry foko ô, mionòna... manaova alahelo hendry -- ka ekeo ho fitondrana ny anjara sy ny tendry (Dox) 11 Fanondroana olona, torotorohana: 12 Tendry mosavy [1.1] |
| Dérivés |
|
| Tous les mots composés | 32 2 combinaisons de ce mot |
| Proverbes | 33 Proverbes contenant ce mot |
| Mis à jour le 2025/11/17 |
|