| Entrée | 1 tenomina |
| Radical | 2 tenona |
| Partie du discours | 3 verbe passif |
| Explications en malgache |
4 Atao tenona, izany hoe, atao lamba amin' ny fampidipidirana ny kofehy mitsangana sy mitsivalana: Notenomin' ny Ntaolo ny tsiratsiraky ny vatan' akondro nanaovany lamba atao hoe lamba sarika [1.1] |
| Explications en anglais |
5 to be woven [1.7] |
| Explications en français |
6 qu'on tisse [1.8] |
| Morphologie |
|
| Mis à jour le 2025/09/12 |
|