Entrée tete
Partie du discours nom
Définition malgache Rano pitiny kely mianjera mitsitaitaika ka boribory kely ny endriny (tsy fampiasa amin' izao io teny io, fa ny matoanteny mitete no entina misolo azy): Andraraho fanafody indimy mitete (fa tsy indimy tete) ity rano ity. [Rajemisa 1985]
Définition française goutte [SLP 1986]
Dérivations 

Entrée tête
Partie du discours nom féminin
Définition française loha [Sims 1969, Hallanger 1974]
Dérivations 

2013/07/18