|
|
|
|

Entrée1  tiorka
Partie du discours  2  nom ou adjectif
Explications en malgache  3  [1.1] Ny firenena tompon-tany any amin' ny tanin' i Torkia: Fanoharana ny hoe "matanjaka tahaka ny Tiorka"
Mikasika an' i Torkia, an' i Torkia, na avy any Torkia: Izany Mustapha Kémal izany no nanavao sy nanatsara ny fitondram-panjakana tiorka
Vocabulaire  4  Géographie: pays, peuples

Anagrammes  5 akotry, 6 ikotra, 7 itroka, 8 karoty, 9 kitrao, 10 Korita, 11 kotria, 12 okitra, 13 otrika, 14 rotika, 15 tiorka, 16 trioka

Mis à jour le 2025/09/12