Entrée toeran > toerana (toetra)
Partie du discours nom
Définition malgache Fipetrahana; ny misy ny zavatra iray andavanandro: Samy ataovy amin' ny toerany avy ny zavatra rehetra
¶ Fipetraka, fitoetra: Tsy tiako ny toeran' ity trano ity. [Rajemisa 1985]
Définition anglaise a place [Hallanger 1973]
Définition française lieu, endroit, situation, emplacement [Hallanger 1974, SLP: Voambolana]
Morphologie 
toerana
toerako
toeranao
toerany
toerantsika
toeranay
toeranareo
toeran'
toeran-
toeram-
toera-
Mots composés, titres, noms 
Citations