Entrée toetoetry > toetoetra (toetra)
Partie du discours nom
Traduction française (duplicatif diminutif) [Abinal 1888]
Dérivations 
Exemples 
1Ambondrombe, dia toy izany no fomba ny sy toetoetra n' Ambondrombe, dia tendrombohitra avo mifono ala, eny atsimo ny Fianarantsoa manao atsinanana eny; [Callet: Tantara, page 637]
2Milaza ny toetoetra sy ny fomban' Andriamanitra izy. [Randzavola: Baiboly, page 34]

Entrée toetoetry > toetoetra
Partie du discours nom
Définition malgache filahatry ny haben'ny singambato
¶ toetoetra ditraina: tany izay tanidìtra no betsaka ao aminy
¶ toetoetra fasehina: tany izay fasika no betsaka ao aminy
¶ toetoetry ny tontolo onenana: endrika ivelany isehoan'ny toerana iveloman'ny zavamiaina [SLP 1986]
Traduction française texture du sol
¶ toetoetra ditraina: texture argileuse
¶ toetoetra fasehina: texture sableuse
¶ toetoetry ny baolina: caractéristique du ballon. [Vocabulaire: Sports]
¶ toetoetry ny tontolo onenana: nature du milieu anthropique : sol, flore, faune, climat [SLP 1986]
Vocabulaire