| Entrée | 1 tomaboha |
| Partie du discours | 2 nom |
| Explications en malgache |
3 Vakim-pitaratra madio
4 Vongam-pitaratra kely miloko isan-karazany, misy boribory, misy lavalava, ary ataon' ny ankizivavy solon' olona rehefa milalao manao kindriandriana izy ka ny boribory misolo ny vehivavy, ary ny lavalava misolo ny lehilahy [1.1] |
| Anagrammes | 5 tamaboho, tomaboha |
| Mis à jour le 2025/09/12 |
|