|
|
|
|

Entrée1  tomandavana
Radical  2 tandavana
Partie du discours  3  adjectif
Explications en malgache  4 Lava be mifampitohitohy, avo mitohy vovoka:
5 "Irỳ tendrombohitra tomandavana / Soa malomaloka, mavamavana;/Topazo maso fa raha tazanina / Manerinerina, mahamanina" (Ny Avana) [1.1]
Exemples  6  ka misy haram-bato sady avo, no tomandavana; [2.59#]
7  Tany lemaka tomandavana hatrany Sambava ka hatrany Mananjary ny tany Betsimisaraka. [2.113#]
8  Avy amin' io no niavian' ny anaran' ilay havoana na tendrombohitra lehibe tomandavana any Antsakalava hoe "Bongolava. [2.643#]
Morphologie 
9  Simple :
Dérivés 
Verbes actifs :
Noms :

Mis à jour le 2025/11/17