Entrée tombina
Partie du discours nom
Définition malgache Fipetrahana maka toerana tsara
¶ Fahatsarampototra eo amin' izay itoerana [Rajemisa 1985]
Dérivations 

Entrée tombina
Partie du discours verbe actif
Définition malgache  [Tambahoaka] sahiran-javatra kely [Rakotosaona 1972]
Synonymes tomby

Entrée tombina
Partie du discours nom
Définition malgache ¶ tombin'ny ranoka: sampam-pahalalana momba ny hanaka. [Vocabulaire: Physique] [SLP: Voambolana]
Définition française stabilité
¶ tombin'aratra: électrostatique. [Vocabulaire: Physique]
¶ tombin'ny ranoka: statique des fluides. [Vocabulaire: Physique]
¶ tombin'ny ranoka: hydrostatique. [Vocabulaire: Physique] [SLP: Voambolana]

2012/09/19