Entrée tonaka
Partie du discours nom
Définition malgache Fanatsoforana dona-tsetroka hampivoaka ny biby avy ao an-davany na izay itoerany; vono atao, fikapohana [Rajemisa 1985]
Dérivations 

Entrée tonaka
Partie du discours adjectif
Définition malgache Teny miaraka mandrakariva amin'ny "ilay" na "ikala", ka entina milaza olon-dratsy tsy vanona na tsy misy antony: Nofitahin' ilay tonaka iny indray aho lahy! [Rajemisa 1985]

Entrée toka
Partie du discours adjectif
Définition malgache Fatra-pipetra-potsiny tsy manao na inona na inona; mpidonana-poana. [Rajemisa 1985]
Dérivations 

Entrée tonaka
Partie du discours nom
Traduction française  [Betsileo] (pris adjectivement : fainéant, stupide). Pelargonium madagascariense Baker (Geraniaceae). Nom malgache relevé par Grandidier. Son origine est obscure. [Boiteau 1997]
Vocabulaire 
Nom scientifique Pelargonium madagascariense

Mis à jour le 2020/07/31