Entrée tongo-kazo
Mots élémentaires tongotra ; hazo
Partie du discours locution
Explications en malgache Hazo atao solon' ny tongotra tapaka, na hazo misy fitoerantongotra ka andehanana misababaka avo be ambonin' ny tany [1.1]

Mis à jour le 2023/06/11