Entrée tongo-takotra
Mots élémentaires tongotra ; takotra
Partie du discours locution
Explications en malgache Fitoeran-jiro taloha natao tamin' ny tongotry ny takotra, izay tsy inona fa ilay vozona takotra tanimanga ihany; ny fanaingana na fandraisana ny takotra [1.1]

Mis à jour le 2023/06/11