Entrée tongotra mby an-dakana (tongotra, mby, any, lakana)
Partie du discours locution
Définition malgache (tongotra efa ao anaty lakana) ka tsy azo averina intsony: enti-milaza zavatra efa natomboka natao ka tsy azo itsoahana intsony [Rajemisa 1985]
Traduction anglaise your feet are already in the canoe: you are on your way now [Hallanger 1973]
Traduction française vous avez les pieds dans la pirogue: vous voilà bien parti, vous ne pouvez plus reculer [Hallanger 1974]
Exemples Tongotra mby an-dakana ny ahy ka tsy mba mimpody intsony. [Rajohanesa: Kintana]

Mis à jour le 2020/07/31