|
|
|
|

Entrée1  tonohoka
Partie du discours  2  verbe passif
Radical  3  tohoka
Morphologie 
4  Présent :
5  Passé :
6  Futur :
Explications en malgache  7  [1.1] Voatohoka, notohofana, nasiana kitay betsaka (eo am-patana): Notonohok' Ikoto kitay betsaka ny fatana
Ampanakekezina ny vava: Notonohony vava ny fantsakana ka tsy faly ny olon-drehetra

Anagrammes  8  hatonoko, honotako, hotokoan, natohoko, tonohoka

Mis à jour le 2025/07/29