Entrée tonotono (tono)
Partie du discours   nom
Définition malgache   Fanaovana zavatra ao anaty lel' afo na ao anaty lavenona mba ho masaka; fanatsatsihana amin' ny afo: Tia tonotono io zaza io
¶ Ilay zavatra atao ao anaty lel' afo na ao anaty lavenona mihitsy mba ho masaka [Rajemisa 1985]
Citations  

Entrée toñotoño
Partie du discours   nom
Définition malgache   [Tambahoaka] toetra [Rakotosaona 1972]

Mis à jour le 2012/09/20