Entrée toraka
Partie du discours   conjonction [liste]
Définition malgache   Tahaka, ohatra: Toraka ny any ny atý [Rajemisa 1985]
Traduction française   comme, de même que, égal, s [...] [texte complet dans Rajaonarimanana 1995]
Synonymes   ohatra ~ tahaka
Mots composés, titres, noms  

Entrée toraka
Partie du discours   adjectif
Définition malgache   Fandefasana vato amin' ny tanana hahavoa zavatra na olona: Mahitsy toraka io olona io
¶ Fiantsampazana hianjera any amin' ny hafa [Rajemisa 1985]
Traduction française   action de lancer, de jeter [Abinal 1888]
   action de lancer [Rajaonarimanana 1995]
Dérivations  
Mots composés, titres, noms  
Citations  

Entrée toraka
Partie du discours   nom
Définition malgache   Fampitomboana isa iray amin' ny tenany ihany, ka raha ampitomboina indroa izy dia atao hoe toraka roa na tora-droa (ohatra 19 x 19 x 19 = 193 [Rajemisa 1985]
Traduction française   puissance [SLP: Voambolana]
Vocabulaire  
Citations  

Mis à jour le 2014/09/25