Entrée torontoronina
Partie du discours adjectif
Explications en malgache Enti-milaza: 1) ny zaza vao miforona ao an-kibon-dreniny: Vao torontoronina ny zaza dia azo lazaina fa tokony harahi-maso tandremana tsara -2) na koa ny reny manomboka hanan-janaka ao am-bohoka na mitoe-jaza: Vao notorontoronina an' io zaza io izy dia efa tsy salama [1.1]

Mis à jour le 2020/07/31