Entrée tosaka
Partie du discours adjectif
Définition malgache Mitobaka any ivelany, miraraka na mihanaka noho ny habetsahany
¶ Miparitaka eo am-pahavakiana
¶ Tapaka. [Rajemisa 1985]
Dérivations 

Entrée tosaka
Partie du discours nom
Définition malgache refin-kadirin-drano mikoriana isan-tsegondra amin'ny metatra toratelo amin'ny vavarano na toerana iray amin'ny renirano [SLP 1986]
Définition française débit [SLP 1986]

2012/10/01