| Entrée (1/2) | 1 tra-boina | 
| Mots élémentaires | 2 tratra, 3 voina | 
| Partie du discours | 4 locution | 
| Explications en malgache | 5   voan' ny loza, tra-doza [1.1] | 
| Explications en anglais | 6   [traboina]
 victims of disaster [1.7] | 
| Explications en français | 7   [traboina]
 sinistré [1.8] | 
| Exemples | 8   Ankasitrahana ireo fikambanana sy ireo malala-tànana rehetra izay niara- nifarimbona tamin' ny fanampiana ireo traboina.
[1.368#] | 
| Entrée (2/2) | 9 Tra-boina | 
| Mots élémentaires | 10 tratra, 11 voina | 
| Partie du discours | 12 nom propre (titre de livre) [Liste complète] | 
| Vocabulaire | 13 Littérature: livres | 
| Auteur | 14  Rakoto Odeam | 
| Anagrammes | 15 taborina, 16 tra-boina, Tra-boina | 
| Mis à jour le 2025/10/11 |   |