Entrée trafo
Partie du discours nom
Définition malgache Ilay mivohitra eo an-doha soroky ny karazambiby sasantsasany, toy ny omby, rameva, sns...
¶ Fivontosana sampona eo an-damosina ka mahavokoka
¶ Zava-tsy misaraka amin' ny tena. [Rajemisa 1985]
Définition anglaise the hump of cattle [Hallanger 1973]
Définition française la bosse du boeuf [Hallanger 1974]
Vocabulaire 
Mots composés, titres, noms 
Citations 
Toponymie Noms des lieux comprenant le mot trafo (2): Trafonombikely, Trafonomby

2013/01/30