Entrée trako
Partie du discours   nom
Définition française   [Tankarana] quille de navire [David 1952 (takila T)]
Exemples   Botry io eo fa ho vita, trako fa manonga, raha iaby, fa vita iaby reo fa te-hanjotso, ka ri'anakitsika raiky avao. [Gueunier: Contes, page 62]

Entrée trako
Partie du discours   nom
Définition malgache   [Tankay] karazana dihin' ny Ntaolo [Ndemahasoa: Antakay]
Exemples   Amin' ny dihy, dia ao ny trako, ny betatoato, ny vangaratra, ny mangoleda, ny tsiketraketraka, ny sintobe, ny elakelaka. [Ndemahasoa: Antakay, page 90]

Mis à jour le 2017/12/06