|
|
|
|

Entrée (1/2)1  tranomanara
Mots élémentaires  2 trano, 3 manara
Partie du discours  4  nom
Explications en malgache  5 Trano kely miorina eo ambonin' ny fasan' antokon' andriana sasantsasany, trano kely natao teny ambonin' ny fasan' Andriana sasantsasany fahizay (ny anaovana ireny trano ireny hoe manara dia noho izy hafa amin' ny trano rehetra fa tsy mba nanaovana afo) [1.1]
Explications en anglais  6 a small building on the tombs of royalty and higher nobility [1.7]
Explications en français  7 petite case sur les tombeaux des souverains et de la haute noblesse [1.8]
Exemples  8  Ny an'ny andriana tsy nanjaka kosa dia nasiana tranomanara eo amboniny. [2.508#347]
9  Ary Andriambelomasina sy Andriantsimitoviaminandriana sy Ravalisa natao ao amy ny tranomanara fitomiandalana. [2.59#294]
Analogues  10  tranomasina
Illustrations 
11  12 

Entrée (2/2)13  tranomanara
Mots élémentaires  14 trano
Partie du discours  15  nom
Explications en français  16 (Merina ?) (de trano : maison ; et manàra : où l'on a froid ; c'est le nom donné à la petite maison symbolique construire sur les tombeaux de la caste noble). D'après Grandidier, fichier manuscrit, ce serait aussi le nom d'une plante médicinale non identifiée. [1.196]
Vocabulaire  17  Botanique

Mis à jour le 2025/09/12