Entrée trara antitra (tratra, antitra)
Partie du discours expression
Analogues  trarantitra ~ tratra antitra ~ tratrantitra
Exemples 
1Trara antitra ianao [Rahajarizafy: Kabary, page 24]
2Trara antitra aza marofy [Randriamamonjy: Ombalahibemaso, page 135]
3Trara antitra ireny, maroa am-bohitra [Ndemahasoa: Antakay, page 53]
4Trara antitra hianao, tompokovavy, aza marofy, mifanantera amin' ny ambanilanitra [Dox: Amina]

2018/11/01