Entrée trea
Partie du discours   adjectif
Définition malgache   [Bara] Enti-milaza karazan-tandrok' omby misabaka tanteraka ka mitovy fandry somary mahitsy lava amin' ny ila sofina roa [Rajemisa 1985]
Analogie   Formes des cornes des boeufs

Entrée trea
Partie du discours   adjectif
Définition malgache   [Tambahoaka] tezaka, salelaka [Rakotosaona 1972]

2010/05/06