Entrée tritry
Partie du discours   nom
Définition malgache   [Bezanozano, Sihanaka, Tambahoaka, Tanala] taolan-tehezana, tehezana [Rakotosaona 1972]
   [Taisaka] taolan-tehezana [Rakotosaona 1972]
   [Bara] tratra [Rakotosaona 1972]
   Ny taolana mifampitohitohy amin' ny hazondamosin' ny olona na ny biby [Rajemisa 1985]
   taolan-tratra [SLP: Voambolana]
Définition française   côte [SLP: Voambolana]
Vocabulaire  
Dérivations  
Synonymes   vany

Entrée tritry
Partie du discours   nom
Définition malgache   [Taisaka] takiba, ila [Rakotosaona 1972]

Mis à jour le 2012/10/01