| Entrée | 1 tsaratsara |
| Radical | 2 tsara |
| Partie du discours | 3 adjectif |
| Exemples |
4 Raha handà mantsy ny tena, tokony hisy ny hevitra tsaratsara kokoa hasetry ny azy.
[2.4]
5 Ny Opala dia naman' ny Agata, saingy tsaratsara kokoa; [1.38] 6 Ny sisa tsy lany, hatao sakafo tsaratsara isan-Alahady. [2.499] |
| Dérivés |
|
| Tous les mots composés | 9 tsaratsara noho |
| Proverbes | 10 Proverbes contenant ce mot |
| Anagrammes | 11 satrasatra, 12 tsaratsara |
| Mis à jour le 2025/10/08 |
|