Entrée tsatoka
Partie du discours   nom
Définition malgache   Fijoroana tsy mihetsika; fampijoroana sy fandentehana zavatra tsy hihetsiketsika. [Rajemisa 1985]
Dérivations  
Mots composés, titres, noms  

Entrée tsatoka
Partie du discours   nom
Définition malgache   Tsato-kazo lehibe marani-doha atao hanohana tsato-kazo kely madinika mba hisakanana ny rano na hiarovana ny fefiloha tsy ho vaky
¶ Fanekena handoa vola amboniny raha tsy voaloa amin' ny fotoanany ny vola tsy mafntsy haloa, na koa vola omena hatao antoka amin' ny vola tokony haloa, ka very maina io raha diso ny paik' andro tokony handoavana ilay vola. [Rajemisa 1985]
Mots composés, titres, noms  
Articles  

Entrée tsaka
Partie du discours   nom
Définition malgache   Vala kely hazo, misy varavarana mihantona mora milatsaka raha vao voatohina, ataon' ny olona ho famandriham-biby, toy ny lambo [Rajemisa 1985]

Entrée tsatoka
Partie du discours   nom
Définition française   broche, piquet [SLP: Voambolana]
Vocabulaire  

Entrée tsatoka
Partie du discours   adjectif
Définition malgache   [Tanosy] antonona [Rakotosaona 1972]

2017/06/29