| Entrée | 1 tsatsatsatsa |
| Partie du discours | 2 nom |
| Explications en malgache |
3 Ilazana ny fipitripitriky ny menaka mifangaro amin' ny rano ao anaty lapoaly; anambarana koa ny fitenenana haingana ataon' ny olona vavana toa miteniteny foana. [1.1] |
| Dérivés |
|
| Mis à jour le 2025/09/19 |
|