Entrée | tsenaina (tsena) | ||||||||||||||||
Partie du discours | verbe passif | ||||||||||||||||
Définition malgache | (vahiny na havana na olo-manan-kaja), raisina eo am-pahatongavana: Notsenain-drainy teny amin' ny seranam-piaramanidina ny zanany ¶ Setraina: Nisosososo nde-hibeda an' ilay rafiny Rajery, fa notsenain-dRandrenja tamin' ny lohany kosa ka tafandry nitsirara ("Kilalaon' afo" R.R.R.) [Rajemisa 1985] | ||||||||||||||||
Morphologie |
| ||||||||||||||||
Mis à jour le 2020/07/31 |
![]() |