Entrée tsetroka > setroka
Partie du discours nom
Explications en malgache Fifangaroana gazy sy enton-drano avy amin' ny zavatra mirehitra ka miseho amin' ny endrika fotsifotsy midonaka: Vohay ny varavarankely fa manempotra izany setroka izany [1.1]
Explications en anglais Smoke [1.7]
Explications en français Fumée [1.3, 1.8]
Exemples Setroka manify no nisononoka niakatra ao amin' ny tapa-porohana. [2.470]
Morphologie 
Simple : setroka, setroko, setrokao, setrony, setrotsika, setrokay, setrokareo, setrok', setro-, setroky
Préfixée : -tsetroka, -tsetroko, -tsetrokao, -tsetrony, -tsetrotsika, -tsetrokay, -tsetrokareo, -tsetrok', -tsetro-, -tsetroky
Dérivés 
Mots composés 
Hyponymes Dona-tsetroka (Andriarimalala René)
Proverbes 

Entrée tsetroka > setroka
Partie du discours adjectif
Explications en malgache Voan' ny setroka: Setroky ny kitay aho fa vonoy izao afo izao [1.1]
Explications en français Aveuglé par la fumée, incommodé par la fumée [1.3]
Exemples Tsy mety raha setroky ny kitay naroson' ny hafa [2.558]
Morphologie 
Simple : setroka, setroky
Préfixée : -tsetroka, -tsetroky

Anagrammes