Entrée | 1 tsihy hisatra |
Partie du discours | 2 locution |
Mots élémentaires | 3 tsihy, hisatra |
Explications en malgache |
4 [1.1] tsihy madinika mahafinaritra vita amin' ny hodi-jozoro, mamirapiratry ny hodi-jozoro, ka vita rary madinika ary tokandambana; mazàna ampiasaina hatao fatoriana ny tsihy hisatra |
Mis à jour le 2025/07/29 |
![]() |