| Entrée | 1 tsikiloina |
| Radical | 2 tsikilo |
| Partie du discours | 3 verbe passif |
| Explications en malgache |
4 Atao ara-maso: Tsikiloin' io olona io daholo izay rehetra ataoko
5 Tilina, zahana taratra tsy misy mpahalala: Notsikiloin' ny fahavalo ny fihetsiky ny tafika [1.1] |
| Morphologie |
|
| Synonymes | 10 tsikilovina |
| Mis à jour le 2025/11/13 |
|