Entrée tsilailay
Partie du discours nom
Définition malgache Fivadibadika, fitsimbadimbadika amin' ny tany ohatra ny ataon' ny ankizy na ny biby sasany toy ny soavaly, ampondra, kisoa. [Rajemisa 1985]
Dérivations 

Mis à jour le 2020/07/31