| Entrée | 1 tsilaolao |
| Partie du discours | 2 nom |
| Explications en malgache |
3 Kilalao madinika natao hanarian-dia sy hialana voly:
4 Ny kindriandriana dia tsilaolao natao ho an' ny ankizivavy kely 5 Kilalao amin' ny hevitra an' ohatra: 6 Tian' ny Ntaolo ny manao tsilaolaon-teny, toy ny hoe: "Nitady tombony ka natombiny" 7 (Tsara homarihina ny mahasamy hafa ny lalao, kilalao ary tsilaolao. Ny lalao dia teny ilazana fanarian-dia sy fialam-boly: 8 Lalao tian' ny Merina fahiny ny daka na diamanga; ny kilalao: zavatra entina milalao na miala voly: 9 Kilalao tian' ny ankizilahy ny kanety; tsilaolao: enti-milaza kilalao madinika na lalao amin' ny hevitra an' ohatra araka ny voalaza etsy ambony) [1.1] |
| Exemples |
10 izay olona te hizaha tsilaolao tsara izao andro anaovany Kelimalaza kilalao
[2.48]
|
| Vocabulaire | 11 Jeu |
| Mis à jour le 2025/11/17 |
|