Entrée Tsimandoa
Partie du discours nom propre (ethnonyme)
Explications en malgache Iraka mpitondra ny taratasim-panjakana tany ivelany fahizay [1.1]
Explications en français [ tsy mandoa ] Les courriers royaux s' appelaient : ceux qui ne payent pas. Ils étaient défrayés de tout dans les villages où ils passaient. [2.415]
Exemples 
1Ary Tsimandoa tononina ankehitriny. [2.48]
2Mafy ihany izany fanompoan' ny Tsimandoa izany, hoy izy. [2.643]
3Tsimandoa no niantsoana ireny olona mpitondra hafatra ireny. [2.117]
Vocabulaire 
Autres orthographes 
Article 

Anagrammes 

Mis à jour le 2022/07/30