Entrée tsimpohafoha
Partie du discours nom
Définition malgache Dongon-tany kely ataon'ny kankana na ny bibikely hafa mivoaka avy any anaty tany [Rajemisa 1985]
Dérivations 

Entrée tsimpohafoha
Partie du discours nom
Définition malgache Zavamaniry karazan' ny mihoronkoròna fa kely [Rajemisa 1985]
Vocabulaire 

2013/07/27