|
|
|
|

Entrée1  tsinapaka
Radical  2  tsapaka
Partie du discours  3  verbe passif
Explications en malgache  4  Voatsapaka, tsapahina, idirana: Notsinapaky ny mpangalatra, hono, ny tranon-dry zareo ato avaratra
Trabarana: Notsinapaky ny lefona ny tendan' ilay lambo [1.1]
Explications en français  5  dans quoi on est entré, tombé ; qu'on a fait pénétrer, entrer [1.3#753]
Morphologie 
6  Présent :
7  Passé :
8  Futur :
Synonymes  9  voatsapaka

Mis à jour le 2025/09/12