Entrée tsingany > tsingana
Partie du discours nom
Explications en français  [Taisaka] Ce serait le nom d'une drogue employée par le mpanao-tromba Safily, d'après J.M. Estrade, le Tromba, 1977, p. 236. Voir en 1ère partie tsingaina, tsingena, probablement identiques. [1.196]

Entrée tsingany > singany
Partie du discours nom
Explications en français Unité [1.13]
Proverbes 

Anagrammes 

Entrée tsingany > singa
Partie du discours nom
Explications en malgache Irery: Nahoana no mandeha singany izato izy? fa nankaiza Ramatoa?
Ny ilany, ny iray amin' ireo zavatra iray aman' olona nairay lomisy: Ento atý ny singan-kiraroko ao ambany farafara ao
Enti-milaza ny tenan-javatra alaina tsirairay: Hakako afokasoka tranony iray ve ianao? -- Tsia, singany iray ihany entina [1.1]
Exemples ny asa fiarovana ny tontolo iainana sy ny singa fototra misy ao [4.27]
Morphologie 
Simple : singa, singany, singan', singan-, singam-
Dérivés 
Mots composés 

Entrée tsingany > singa
Partie du discours nom
Explications en français élément [1.13]
Dérivés 
Mots composés 

Anagrammes