Entrée |
tsiniko > -tsiny
|
Partie du discours | forme morphologique de siny
|
|
Entrée |
tsiniko > tsiny
|
Partie du discours | nom
|
Explications en malgache | Fanamelohan' ny mpiara-monina noho ny hadisoana nataon' ny tena taminy: Nahazo tsiny tamin' ny rainy izy noho ny ditra nataony Ota, fahotana: Mbola zaza tsy manan-tsiny izy io Kilema: Misy tsininy kely ny latabatra namboarinao
[1.1]
|
Explications en anglais | Blame, fault, reproach [1.7]
|
Explications en français | Blâme, censure [1.3, 1.8]
|
| Culpabilité, défaut [1.3]
|
| Faute [1.8]
|
Vocabulaire |
Dérivés |
Synonymes | ~ ~ |
Mots composés |
|
Titres |
|
Proverbes |
|
Entrée |
tsiniko > tsiny
|
Partie du discours | nom
|
Explications en malgache | Fanamafisana vy amin' ny fanampiana na fanofanana azy: Tsy tsara tsiny ity angadinao ity, Rabe. [1.1]
|
Explications en français | Action de reforger et do retremper les outils émoussés [1.3]
|
Dérivés |
|
|
Entrée |
tsiniko > tsiny
|
Partie du discours | nom
|
Explications en français | [Sakalava]
Esprits de la nature et surtout de la végétation, censés résider dans les fourrés touffus, les enchevêtrements de lianes, d'où la crainte qu'on a d'y pénétrer.
D'après J.M. Estrade, on les considère comme les connaisseurs par excellente des vertus des plantes.
C'est pourquoi on les invoque à l'égal des esprits des rois ; leurs saha (= medium) qu'ils sont censés inspirer, jouissent d'une grande réputation.
Ils comprennent d'ailleurs toute une hiérarchie et leur chef suprême appelé
lavanify (« longues dents ») joue le rôle de principal exécutant des vues du Créateur (
andriananahary).
Voir le Tromba (1977) p. 216.
[1.196]
|
Vocabulaire |
|
Entrée |
tsiniko > siny
|
Partie du discours | nom
|
Explications en malgache | Fitaovana fakana rano any am-pantsakana: Miloloha siny ~ Rano intelon' ny siny [1.1]
|
Explications en français | Cruche pour aller chercher de l'eau à la fontaine [1.3]
|
Exemples |
1 | Raha fitia tsy eran'ny kibo ka rano tsy mahafeno siny very sasaka am-pitondrana
[2.131]
|
2 | Ireny tokoa no toa fandoto iray tandroka tsy mahaleo ny fandio iray siny, araka ny fanoharana.
[2.470]
|
|
Morphologie |
Simple : |
siny,
siniko,
sininao,
sininy,
sinintsika,
sininay,
sininareo,
sinin',
sinin-,
sinim- |
Préfixée : |
-tsiny,
-tsiniko,
-tsininao,
-tsininy,
-tsinintsika,
-tsininay,
-tsininareo,
-tsinin',
-tsinin-,
-tsinim- |
|
Mots composés |
|
Proverbes |
|
Entrée |
tsiniko > tsinina
(tsiny)
|
Partie du discours | verbe passif
|
Explications en malgache | Omena tsiny, lazaina ho diso: Aza tsinina izy noho ny tsy fahalalany Kianina, ahitsy: Omeko anao àry ity boky ity mba hotsininao
[1.1]
|
Morphologie |
Présent : |
tsinina,
tsiniko,
tsininao,
tsininy,
tsinintsika,
tsininay,
tsininareo,
tsinin',
tsinin-,
tsinim-,
tsini- |
Passé : |
notsinina,
notsiniko,
notsininao,
notsininy,
notsinintsika,
notsininay,
notsininareo,
notsinin',
notsinin-,
notsinim-,
notsini- |
Futur : |
hotsinina,
hotsiniko,
hotsininao,
hotsininy,
hotsinintsika,
hotsininay,
hotsininareo,
hotsinin',
hotsinin-,
hotsinim-,
hotsini- |
Impératif : |
tsinio |
|
|
Entrée |
tsiniko > tsinina
(tsiny)
|
Partie du discours | verbe passif
|
Explications en malgache | (Vy) hamafisina, aofana [1.1]
|
Morphologie |
Présent : |
tsinina,
tsiniko,
tsininao,
tsininy,
tsinintsika,
tsininay,
tsininareo,
tsinin',
tsinin-,
tsinim-,
tsini- |
Passé : |
notsinina,
notsiniko,
notsininao,
notsininy,
notsinintsika,
notsininay,
notsininareo,
notsinin',
notsinin-,
notsinim-,
notsini- |
Futur : |
hotsinina,
hotsiniko,
hotsininao,
hotsininy,
hotsinintsika,
hotsininay,
hotsininareo,
hotsinin',
hotsinin-,
hotsinim-,
hotsini- |
Impératif : |
tsinio |
|
|